|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arahaba ho arivo tratry ny taona |
| Singan-teny | 2 arahaba, 3 ho, 4 arivo, 5 tratra, 6 taona |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha tojo ny taom-baovao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 a new year's salutation. Lit. may you be a thousand (times) reached by the year!.
[1.2] |
| Voambolana | 10 Teny fanajana |
| Mpanahaka | 11 arahabatratrynytaona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|